|
|
|
|

Teny iditra1  aleloia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny hebrio voatana mandraka ankehitriny amin' ny fombam-pivavahana kristianina ka ny heviny dia hoe: Derao i Iaveh [1.1]
Voambolana  4  Fivavahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12