|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  alemaina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Ohatra  3  ao koa ny teny anglisy, ary ny teny alemaina, sy espagnòla. [2.332#]
4  Lalàna vitsy, fanjakana tsara », hoy ny ohabolana alemaina izay. [4.26#]
Voambolana  5  Haitoetany: firenena, foko

Teny iditra (2/2)6  Alemaina
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  8 Germany [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Allemagne [1.13]
Ohatra  10  Hilaozana i alemaina. [2.356#]
Voambolana  11  Haitoetany: firenena, foko
Tsipelina hafa  12 alemanina

Fivaditsoratra  Alemaina, alemaina, 13 ialemana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26