Entry (1/2) | 1 alikalika |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 alika |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina |
Synonyms | 10 alika |
Entry (2/2) | 11 alikalika |
Part of speech | 12 adjective |
Root | 13 alika |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Dongadonga, botrabotra (fampiasa amin' ny zazakely) |
Examples |
15 [2.470#] alikalika kely amin' ny fihetsiny sy mahafatifaty aoka izany amin' ny endriny monamonany ilay bitika amin' izay. |
Anagrams | 16 alikalika, kilailaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |