|
|
|
|

Teny iditra1  alimiaina
Singan-teny  2 alina, 3 miaina
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Be dia be, mihetsiketsika, mihahohaho: Alimiaina ny olitra amin' io fromazy io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 innombrable, se dit des êtres vivants [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12