|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  alinalina
Fototeny  2 alina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Be dia be tsy tambo isaina, zavontany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 innumerable [1.2, 1.7]
6 thousands upon thousands [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 innombrable [1.3#22, 1.8]
Tovy hevitra  8 alin-kisa
Kamban-teny rehetra  9 tsy omby alinalina
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11  alinalina
Fototeny  12 alina
Sokajin-teny  13  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  14 rather dark, dusky, obscure, murky. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15 un peu nuit, obscur [1.3#22]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09