Entry | alinkely | |
Elementary words | alina ; kely | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Fotoana isian-javatra manjavozavo toa setroka, izay manalefaka ny hazavan' ny masoandro: Mandoro tevy (na tavy) ny any an' ala, hoy ny filazan' ny Ntaolo (alin-kely) toetr' andro manjombonjombona noho ny setroky ny mpanao tevy any an' ala [1.1] | |
Explanations in English | Very cloudy or dark from burning wood, etc. [1.2] | |
Updated on 2023/07/19 |