Entry | 1 alin-taona |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 alina, taona |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny voankazo maharitra hatramin' ny tonon-taona manaraka, na ny voankazo malady masaka, alohan' ny fahataperan' ny teo aloha |
Explanations in English |
5 [1.2] Precocious; premature, as of fruits. |
Vocabulary |
6 Botany: (in general) |
Anagrams | 7 alantonay, alin-taona, ilantoana, taolanina |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |