|
|
|
|

Teny iditra1  alitara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Orina vato avoavo marin-tampona voavoatra hametrahana sy hanolorana ny sorona amin' ny fanompoam-pivavahana (jereo otely) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 an altar. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 autel [1.8]
Voambolana  6  Fivavahana
Tovy hevitra  7 otely
Lahatsoratra  8 Randzavola: alitara ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12