|
|
|
|

Teny iditra1  alonjehitra
Fototeny  2 lonjehitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao milonjehitra, aforitra hitanondrika ny loha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 à faire fléchir ou courber [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12