|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 aloy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 moka
[Bara, Betsimisaraka, Sihanaka]
[1.78] 4 Karazana lalitra madinika kely izay manidintsidina manao andiany be dia be rehefa takariva, na aorian' ny orana, ary velona ora vitsivitsy monja [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a species of gnat or mosquito. In the provinces it means mosquitos in general
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Moucheron
[2.415] 7 moustique. (mòko). [Tankarana] [1.19] |
| Voambolana | 8 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Tovy hevitra | 9 aloiloy |
| Teny iditra (2/3) | 10 aloy |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 the name of a small bird
[1.2] |
| Voambolana | 13 Haibiby: vorona |
| Teny iditra (3/3) | 14 aloy |
| Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 fig. small, minute
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 Ce qui est très petit
[2.415] |
| Fivaditsoratra | aloy, 18 aoly, 19 ilao, 20 Olai, 21 Olay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|