|
|
|
|

Teny iditra1  ambadiky Imanareza
Singan-teny  2 ambadika, 3 Imanareza
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [tany ambadik' imanareza] [1.1]
5 enti-milaza zavatra nitranga efa ela dia ela ka tsy hita izay hiraharahana azy intsony [tany ambadik' Imanareza]
Fanazavàna teny frantsay  [ambadik' imanareza] [1.3#798]
6 convention ancienne, règlement de vieille date qu'il faut suivre [ambadik' Imanareza]
Ohatra  7  any ambadik'i Manareza, izany hoe raharaha efa ela tsy hetsehina intsony. [2.298]
8  Noho izany dia ataon' ny olona sasany ho farasisa tavela avy tamin' ny fanompoana andriamanitra maro tany ambadik' imanareza izy [1.38]
9  Koa amin-dRazakalambo Mpanefy sy Ratavy, dia resy, famanetsikia ny teny vita, ambadiky Imanareza, koa dia atao gadralava mandrapahafatiny aterina any Antsirabe. [2.784]
Tsipelina hafa  10 ambadikimanareza

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17