|
|
|
|

Teny iditra1  ambalambala
Fototeny  2 ambala
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Teny tsy mazava loatra, na teny tsy azo mazava ny dikany:
5 Teny ambalambala no nataon' ny anao lahy dia basa izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 dont on ne dit pas ou dont on ne saisit pas le sens, paroles évasives [1.3#25]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Fivaditsoratra  ambalambala, 14 mambalabala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17