|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambanina |
| Fototeny | 2 ambany |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ivaivaina, heverina ho tsinontsinona: Tsy misy olona azo ambanina na iza na iza
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 (To act so as) to be lightly thought of, or to be lightly spoken of; to be put down, as a palanquin; or carried lower, as of a heavy burden.
[1.2] 6 to be lightly spoken of; to be put down [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on abaisse, qu'on déprécie
[1.8] |
| Ohatra |
8 raha gila maso na jamba ilay olona dia haratsina sy ambanina amin' ny kilemany izany izy.
[1.519#]
|
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | ambanina, 13 ambinana, 14 anambany, 15 animbana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|