|
|
|
|

Entry (1/2)1  ambany avaratra
Part of speech  2  locution
Examples  3  Ny etsy ambany avaratra amy ny Soanarabe. [2.59#336]
4  vohitra ao ambany avaratra andrefan' ny havoana Ambohitsitakatra [1.10#A.326]
5  Koa raha indreto izahay, avy aroa ambany avaratra: tonga aty an-dafy Atsimo. [2.245#58]
6  Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any. [2.324]
7  Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny; [2.470#114]
Elementary words  8  ambany, avaratra

Entry (2/2)9  Ambany Avaratra (ambany)
Part of speech  10  name (toponym)
Examples  11  le hameau Ambala Andrefana ainsi nommé lorqu'il est considéré par rapport au hameau Ambala Atsinanana en situation plius orientale de l'autre côté de la rivière, est aussi appelé Ambany Avaratra, c'est-à-dire "en bas au nord" d'Amindrabe [1.362]
Tables and plates  12  Full list

Updated on 2023/04/16