|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ambararata |
| Singan-teny | 2 bararata |
| Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
4 Rehefa nandositra namonjy ny ainy ny Mpanjaka Tsiomeko, ary nenjehin'ny Tafika merina avy tato aoriana, dia nijanona kely tao ambararata aloha vao niondrana nankany Nosy Komba.
[2.508#]
|
| Voambolana | 5 Haitoetany: tanàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08 |
|