|
|
|
|

Teny iditra1  Ambaravarambato
Singan-teny  2 varavarana, 3 vato
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  5  Andriamambavola, niakatra avy tao Anjohy, Raberesaka Rainimahay niakatra avy tao Ambatovinaky, Rakotonavalona niakatra avy tao Ambavahadimitafo ary Raberanto avy eo ambaravarambato. [2.508#383]
6  Koa tamy ny andro Alatsinainy 28 Asombola 1849, no nandravany ny tranon dRainimiadana atsy Avaratranjoma izay niangonana isan'Alahady hivavahana, sy ny tranon dRafaralahibe-tsarasaotra koa noravany ny ao ambaravarambato. [2.59#17]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08