|
|
|
|

Teny iditra1  Ambatoentanina
Singan-teny  2 vato, 3 entanina
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  5  Ny naharava an' Ambatoentanina Angavo. [2.508]
6  Nampiantsoiny koa ny Mpifehy tao Ambatomanga sy Ambatoentanina Angavo kanefa tsy tonga. [2.508]
7  ary sahisahy izy, ary matanjaka, efa nitaigina Soavaly ka nidina teo Ambatoentanina (Ambodinandohalo); [2.59]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17