|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 amberivatry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavamaniry mitarehin-kazo madinidinika; tahatahaka ny rongony ny haben' ny tahony sy ny haavony, fa ny raviny no voloina masaisay, fihinan' ny landibe; ny voany, mitovitovy amin' ny voanemba sady fihinana koa
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a shrub largely cultivated to supply food for silkworms. The seeds are also eaten by the natives.
5 The leaves afford a green dye for cotton. It is known in Mauritius as Ambrevade. Cajanus indicus , Spreng. 6 Same as antsotry (Betsim.), ambarivatry, and ambatry (Bets.) [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 ambrevade. Cajanus indicus, Spreng.
[1.3] 8 (Comme ambarivatry). Cajanus indicus Spreng. 9 Nom Illégitime = Cajanus cajan (L.) Millsp.(Fabaceae). [Merina, Betsileo] [1.196] |
| Ohatra |
10 Volena akondro na amberivatry ny sisiny.
[2.117]
11 amberivatry noladinim-bahy anie aho, ry zareo; [2.285] 12 Dingandingana namoa faharoa amberivatry namoa fahatelo alao ny latsaka alao ny navela nanova ka toa ahy hiany [2.131] |
| Voambolana | 13 Haizavamaniry: ahitra |
| Tsipelina hafa | 14 ambarivatry |
| Tovy hevitra | 15 ambatry, antsotry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|