|
|
|
|

Teny iditra1  ambihotse
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hazo fisakanana ny matoatoa tsy hiditra ny trano araka ny finoan' ny Sakalava [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 D'après la mention du Service Forestier 12814, porté sur le type de l'espèce : Olax lanceolata Cavaco & Keraudren (Olacaceae). Petit arbre mais à bois très dur. [Mahafaly] [1.196]
Voambolana  5  Haizavamaniry 6  Finoana
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  ambihotse, 8 ambohitse, am-bohitse

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26