|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 ambitry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan-trondro, mena ny kibony sy ny rambony
[Sakalava]
[1.1] |
| Voambolana | 4 Haibiby: trondro |
| Teny iditra (2/3) | 5 ambitry |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 nom d'un arbre dont on tire un poison.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 8 Haizavamaniry: hazo |
| Teny iditra (3/3) | 9 ambitry |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 Popowia gerrardii (Baill.) Ghesq. ex Cavaco & Keraudren (Annonaceae).
[Taimoro]
[1.196] |
| Voambolana | 12 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|