|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ambivitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anarana kilalao fanaon' ny ankizy ka izay resy sintonina na vivitina ny sofiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 pulling of the ears in play; "having a pig by the ear." See vivitra. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 jeu dans lequel on tire les oreilles du vaincu [1.3]
Voambolana  6  Kilalao
Tsipelina hafa  7 ankambivitra

Teny iditra (2/2)8  ambivitra
Singan-teny  9 vivitra
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 Kely dia kely sisa tsy...: Ambivitra no tsy nianjeran' ilay fiarakodia tany anaty hady
12 Ambavahoana, efa akaiky ny ho faty: Efa ambivitra ny ain' itỳ olona maratra itỳ [1.1]
Tovy hevitra  13 avivitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11