|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Amboanjobe
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  3  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (2/2)4  Amboanjobe
Singan-teny  5 voanjo, 6 be
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  8  Nampandroso ny tefy vilany koa Andriamanelo ka tany amboanjobe no nanaovany izany. [2.508]
9  Ambohitrandraina any andrefana no mpanao vilany sy siny sy lovia, sy amboanjobe ary atsimo. [2.48]
Voambolana  10  Haitoetany: tanàna
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08