|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 amboara |
| Fototeny | 2 voara |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 fehezan-javamaniry voatapaka ary voafehy miaraka: Rehefa voajinja ny vary dia atao amboara ka em tina eny am-pamoloana
5 anentan-javatra iray fehezana, antonona ho entin' ny olona iray mitondra 6 fiarahan-javatra maro mirindra: Amboaram-peo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a sheaf
[1.2] 8 a sheaf of grain; a bouquet of flowers [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 gerbe
[1.3, 1.8] 10 bouquet de fleurs [1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 Amboara |
| Sokajin-teny | 13 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 ambaora, 16 ambarao, amboara, Amboara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|