|
|
|
|

Teny iditra1  ambody
Fototeny  2 vody
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Teny mpampiankina enti-milaza toerana amin' ny fototry ny zavatra iray: Nitsilailay teo ambody hazo no nahitako azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 (am-body) see vody. [1.2]
Ohatra  6  Eto ambody aviavy no iainako an'izany. [1.225#]
7  Nikisaka niampify tao ambody hazo izy roalahy. [2.895#120]
8  Mandre reoreo lava, toy ny saobakaka ambody riana. [2.69#244]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Mpanahaka  10  antanana, 11  tratehaka
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 5 amin' io teny io

Fivaditsoratra  ambody, 13 madoby, 14 miboda

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09