|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 amboramangidy |
| Singan-teny | 2 ambora, 3 mangidy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Hazo izay mangidy fatratra ny voany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [mangidy, bitter.] Name of a shrub. Tambourissa sp.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 (d'ambora (1) et mangidy = amer). Tambourissa parvifolia Baker, Tambourissa purpurea (Tul.) A. DC. et Tambourissa rota Baker (Monimiaceae).
[Merina]
[1.196] |
| Voambolana | 8 Haizavamaniry: ahitra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|