|
|
|
|

Teny iditra1  amborasamanitra
Singan-teny  2 ambora, 3 manitra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Zavamaniry fanao ody tazo ny fakany sady manakely ny atodin-tazo
6 (Burasaia gracilis) [1.1]
Voambolana  7  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17