|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 amborodao |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Sary mievotra vita amin' ny kofehy apetaka amin' ny lamba
4 Galona, ravaky ny fitafian' ny manamboninahitra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 raised sewn borders or designs; gold brocade on uniforms; any raised ornamental sewing
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 dessins en relief faits à l'aiguille sur l'étoffe; passementerie, brocart
[1.3] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: zaitra |
| Tsipelina hafa | 8 borodao |
| Kamban-teny rehetra | 9 akanjo amborodao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|