|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambozizy |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanaovana ankeriny, an-ditra, izany hoe tsy am-piheverana fa manao izay hahavitan' ilay zavatra fotsiny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 by force, brutally
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 par la force, avec insistance
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 6 manao ambozizy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|