| Entry | 1 amerikana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [1.1] jereo amerikanina |
| Examples |
4 [2.4#] Ny Foibem-pikoloana amerikana no nofidiko tamin' izany. 5 [2.356#] amerikana nanam-bady Frantsay izy, tsotra sy nanam-pitiavana. 6 [2.508#] Tamin' ny 1700 dia nisy sambo amerikana roa tonga tao Morondava. |
| Anagrams | 7 amerikana, anaikeram, manaikera |
| Updated on 2025/08/05 |
|