|
|
|
|

Teny iditra1  amidy
Fototeny  2 vidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Omena hovidiana: Amidinao ve itỳ vorona itỳ?
5 Entina mividy: Iny vola roapolo, ka ariary folo hamidy siramamy ary ariary folo hamidy sigara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 see vidy. [1.2]
7 to be sold; for sale [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on vend; à vendre [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 mora amidy
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  amidy, 15 i mady, 16 miady, 17 midia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09