|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 amorona |
| Fototeny | 2 morona |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Eny amin' ny sisiny; manaraka ny morona na ny sisiny: Aza mijorojoro eny amoron-dalana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 at the edge
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 au bord, sur le bord
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
7 Manasa lamba eny amorona eny ny mponina ambanivohitra, ahatsapana ny fiarahan' ny mpianakavy sy ny fiahiana tonkatrano.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | amorona, 11 manoroa, 12 maorona, 13 moroaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|