|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampahibemaso |
| Singan-teny | 2 fahitra, 3 be, 4 maso |
| Sokajin-teny | 5 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Ankarihary, anoloan' ny olona rehetra ary tsy afinafenina: Tsy niafinafina akory izy nanao izany fa teo ampahibemaso teo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 publicly, openly
8 A public place. Lit. an ox-pit where many eyes can see. See fahitra [1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|