|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  ampaly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fitaovana entina hikikisana hanalamana zavatra iray [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  4 sandpaper [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 tout ce qui sert à polir [1.3]
6 papier verre [1.8]
7 abrasif [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  20 ampaly fasika

Teny iditra (2/5)21  ampaly
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23 Ampalis madagascariensis Bojer (Moraceae). Arbre à fruits très toxiques (voir aussi ampa). [Betsimisaraka, Bezanozano, Tanala] [1.196]
Voambolana  24  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/5)26  ampaly
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny malagasy  28 hazo madinidinika misy raviny maraorao ka ampiasaina ho fanadiovana, fandamana na fandambolamboana zavatra, toy ny hazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  29 a shrub or tree, the leaves of which are used as a substitute for sand-paper. Ficus soroceoides, Baker. [mal. ampalas, Ficus almifolia.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  30 arbuste dont tes feuilles rugueuses sont employées à polir, comme le papier a verre ; Ficus soroceoides. Baker [1.3]
31 appellation botanique: Ficus grevei [2.612]
32 (vient de faly = content, joyeux ; parce qu'il était donné en offrande lors des événements heureux). Ficus soroceoides Baker (Moracées). Espèce extrêmement polymorphe, présentant des formes qui reçoivent en malgache des noms différents : ampaliala, ampalihazo, ampalivavy, etc. [Bezanozano, Merina] [1.196]
Ohatra  33  Efa miverina ny ravin' aviavy, efa mitodika ny ravin' ampaly, koa modia re, Ramatoa, fa ny olona ato an-tanàna tia fosa, ny vahiny mandalo tia resaka. [2.69]
Voambolana  34  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/5)36  ampaly
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny frantsay  38 Campylospermum obtusifolium (Lam.) Tiegh. (Ochnaceae). [Tanosy] [1.196]
Voambolana  39  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)41  ampaly
Sokajin-teny  42  anarana
Fanazavàna teny frantsay  43 (corruption de ampale). Pittosporum ochrosiifolium Bojer (Pittosporaceae). [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  44  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  ampaly, 46 ampila, 47 milapa, 48 mpiala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09