|
|
|
|

Entry1  ampangoro
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Betsimisaraka] vary miraikitra amin'ny vilany rehefa masaka ary mena ny ranony
5  [1.1] Vary andrahoina atao nitra ny ranony ka somary may kely aza ny vody vilany ary misy takela-bary may miraikitra aminy izay antsojna hoe ampango, niavian' itỳ teny
Explanations in English  6  [1.2] rice so cooked that the water has been well evaporated, and there arises a fragrant smell from it.
7  [1.7] rice boiled dry and fragrant
Explanations in French  8  [1.8] riz cuit jusqu'à ce que l'eau soit évaporée
Vocabulary  9  Economy: food
Synonyms  10  vary ampangoro
Analogs  11  vary maina
Proverbs  12  Proverbs containing the word ampangoro

Anagrams  13  ampangoro, mangora-po

Updated on 2025/08/10