|
|
|
|

Teny iditra1  ampanjanahina
Fototeny  2 zanaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ampisamborina misy zanany: Telo alina izao ny volan-dRangahy io ampanjanahiny any rehetra any [1.1]
Ohatra  5  vola venty ka ampanjanahina; [2.436#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 ampanjahanina, ampanjanahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02