|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ampemby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 taho, eran-tanan'ila, zarana (antsy, ets) [Taimoro] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  ampemby
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Zavamaniry sahalahala amin' ny katsaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a plant extensively cultivated; the grain resembles peeled rice and is eaten; the stalk is used in making fences, etc. Doura or Indian millet. Sorghum vulgare, Pers.
8 Same as variampemby (Bets.), and varifemba (Betsim.). [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 Nom général des sorghos. On cultive, outre Sorghum halepense (L.) Pers. et Sorghum caffrorum (Retz) P. Beauv., Sorghum roxburghii Stapf. (Poaceae). Graines alimentaires. [Sakalava, Tsimihety, Tankarana, Merina, Betsileo] [1.196]
Ohatra  10  Fa ny vary tritika sy ny ampemby no tsy mba naripaka, satria mbola fohy ireny. [2.996]
Voambolana  11  Haizavamaniry
Tovy hevitra  12 variampemby, varifemba
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 3 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17