|
|
|
|

Teny iditra1  ampihimamba
Singan-teny  2 fihina, 3 mamba
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 fifehezan-tsamirery ara-pamokarana sy ara-barotra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 monopole [1.13, 1.5#117]
Ohatra  7  nefa toa nateza manao ampihimamba, ary mamin' ny vola sy ny voninahitra mandramaty! [2.296#]
8  Tsy tokony hisy fanaovan' ny kompania amin' ny sehatra tsy miankina ampihimamba, misolo ny ampihimamba nataon' ny Fanjakana. [4.27#]
Voambolana  9  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12