|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampinga |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Hazo boribory toy ny sahafa kely, mafy sy matevina, ary misy fihazonana avy ao anatiny, ka ampiasaina mba hatao fiarovan-tena amin' ny tombo-defona.
[1.1] 4 fitaovana ihazonana ny vadin-tsaikiro tsy hivaha ho azy [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a shield, a buckler.
[1.2] 6 a shield [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 bouclier
[1.8] 8 rondelle [1.13] |
| Ohatra |
9 fa ametrahanao manda sy ampinga ary lefona hiaro.
[2.587#]
10 koa samy nividy lefona sy nanao ampinga forona avokoa. [2.59#] |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 13 Randzavola: ampinga ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | ampinga, 14 mapinga, 15 mpangia, 16 mpigana, 17 paminga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|