|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ampingaratra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 a gun used by the Sakalava and other tribes. [Portug. espingarda.]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 basy
[Betsimisaraka]
[2.165#3099, 1.78] 5 fusil. [Tankarana] [1.19] |
| Voambolana | 6 Miaramila |
| Tovy hevitra | 7 ampingaharatra |
| Kamban-teny rehetra | 8 ampingarabolamena |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 10 ampingaratra |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 anaran-tany (toerana): Ampingaratra avaratra, ny dia hiañavaratra lahateo (ampingaratra toerana any avaratra, izaho ho any avaratra rahateo)
[Tanala]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | ampingaratra, 13 ampirangatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|