|
|
|
|

Teny iditra1  ampirafesina
Fototeny  2 rafy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  4 (used of the woman or women) [1.7]
Ohatra  5  tsy azo ampirafesina ihany koa amina asa hafa matihanina ankoatra izany; [4.27#]
6  Tsy azo ampirafesina amin' ny raharaham-panjakana hafa nahavoafidy na amin' ny fisahanana anton-draharaha hafa ny fanaovana ny raharahan' ny Filohan' ny Repoblika. [2.114#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02