|
|
|
|

Teny iditra1  ampireheto
Fototeny  2 rehitra
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ampirehetana [Fitanisana]
Ohatra  4  ary ampidiro ny fanaovan-jiro, ka ampireheto ny jiro. [2.996]
5  Fa efa akaiky dia akaiky izy ireo tamin'izay, injay efa heno ny horakora-bahoaka : dory amin'izay, ampireheto amin' izay! [2.895]

Fivaditsoratra  ampireheto, 6 miporeteha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10