|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ampirimo
Fototeny  2 ampirina
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ampirimina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  4  ampirimo tsara ny trano fa hisy vahiny [1.1]
5  Ampirimo ireto boky ireto [1.1]
Tsipelina hafa  6 ampirino

Teny iditra (2/2)7  ampirimo
Fototeny  8 ampirina
Sokajin-teny  9  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ampirimana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tsipelina hafa  10 ampirino

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12