Entry | 1 ampitoerana |
Root | 2 toetra |
Part of speech | 3 relative verb |
Explanations in French |
4 [1.3] |
Examples |
5 mihady fasika eo ampitoerana eo ny lohaliny sy ny tongo-keliny.
[2.470]
6 Niala daholo ny fahakiviana rehetra, ka nody ny ain-dRandrianalvo, tsy tsaroany intsony ny hasasarana sy ny hanoanany, ka renoky ny torimaso teo ampitoerana izy, ary nanonofy. [2.324] |
Morphology |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |