|
|
|
|

Teny iditra1  am-pitotoam-bary
Singan-teny  2 fitotoana, 3 vary
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Mari-potoana folakandro ilay mby amin' ny toerana fitotoam-bary iny ny taratry ny masoandro tao amin' ny tranon' ny Ntaolo, izany hoe eo amin' ny 2 ora amin' ny famantaranandro ankehitriny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Vers les doux heures, lorsque le soleil arrive à l'endroit où l'on pilu le riz [1.3]
Voambolana  7  Fotoana
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02