|
|
|
|

Teny iditra1  am-po tsy miloaka
Singan-teny  2 fo, 3 tsy, 4 miloaka
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  6 in one's secret thoughts [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 dans son fort intérieur [1.8]
Ohatra  8  Tsy fantatra raha nifankalala ny tany am-po tsy miloaka izy na tsia. [2.472]
9  lasa tokoa ianao Ravokatra, lehilahy nampiadana anay mianakavy kely" hoy ny vetsovetsony am-po tsy miloaka. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07