|
|
|
|

Teny iditra1  añabo
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [anabo] 3 ambony [Bara] [1.78]
4 ambony [Tanosy] [1.78]
5 ambony: Indeso atoy i fiaza añabo anñey [Tandroy] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  6 en haut [Tankarana] [1.19]
Ohatra  7  Ka Tsimamangafalahy le anabo eny ka. [2.606#]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  añabo, 9 Anoba, 10 banoa, 11 boana, 12 Nabao

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09