|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anahy |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ahy
[Taimoro, Taisaka, Bezanozano, Sihanaka]
[1.78] 4 ahy, anjarako [Betsimisaraka] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 Me, mine. See ahy.
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 (pronom personnel complément - 1ère personne du singulier) à moi, moi, me.
7 Hitaña ny fady namen'i Tamangovolafotsy anahy aho: 8 je respecterai les interdits que m'a laissés Talisman d'Argent. 9 Ny anahy: ce qui est à moi, le mien, la mienne. 10 Itoy koa ny anahy, abako: voici maintenant ce que j'ai, mon ami. [Tanala] [1.6] |
| Tsipelina hafa | 11 anaha |
| Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 13 ahina, anahy, 14 an' iha, 15 ha~ina, haina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|