|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Analakely
Singan-teny  2 ala, 3 kely
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  5  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (2/2)6  Analakely
Singan-teny  7 ala, 8 kely
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  10  Dia nanao latsadrakitra toiny fanao isan-taona ny fiangonan' analakely; [2.59#]
11  Mibitabitaka ery ny fon-dRasoa mandre ny "vady tiako" eo afavoan' analakely. [2.470#]
Voambolana  12  Haitoetany: tanàna
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08