|
|
|
|

Teny iditra1  anamarihana
Fototeny  2 marika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#434]
Ohatra  4  Ity fomba farany ity no anamarihana am-pahibemaso fa an'ny fokon-dralehilahy ny zaza terak'izy mivady, ary manaiky izany ny fokon-dravehivavy. [2.606#]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12