|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anamarinana
Fototeny  2 marina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#434]
Ohatra  4  Fa misy anamarinana izany ve? [2.296#]
5  Moa ampy anamarinana izany fa nahavita heloka io lehilahy io? [2.285#]
6  Andraikitra Ny Vaomieram-pirenena no manao ny fankatoavana ny kaontim-bola fampielezan-kevitra na, rehefa narahina ny fomba anamarinana ny diso, manao ny fitsipahana na fanatsarana azy io. [4.27#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  anamarinana
Fototeny  12 varina
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#814]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  18 anamanirana, anamarinana, 19 anamiranana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12